Société Orrose, mpanamboatra Matelas à ressort, monina ety Marohoro Tsimbazaza , akaiky ny BOA Tsimbazaza; vavahady mena ,misy ravinala lehibe, dia mitady Mecano-Electicien,afaka mandray andraikitra raha sendra misy tsy mety ny machine ary afaka miara-miasa tsara @ mpiara-miasa rehetra,21 taona h@ 40 taona.
Karama tena tsara araka ny fahaiza-manao.
Karama tena tsara araka ny fahaiza-manao.
Contact:
Pour avoir accès au contact, identifiez-vous ou inscrivez-vous




