MADARAIL S.A dia mitady olona monina eto Antananarivo hiasa hanao :
AGENTS DE SECURITE
Eo ambany fifehezan’ny Chef de Département Développement Durable et Communication, ny « Agents de Sécurité » dia :
• Hanara-maso sy hisava ny fivezivezen’ny olona, ny entana, ny fitaovana ary ny fitaovam-pitanterana samihafa miditra sy mivoaka ao anatin’ny faritanin’ny Madarail
• Hiambina sy hiharo ny fananan’ny orinasa
• Hanatanteraka ny fisafoana ao anatin’ny orinasa
• Hisambotra ny jiolahy ao anatin’ny faritry ny orinasa
• Hanatanteraka ny asa handidian’ny Lehibe sy ny Mpifehy rehetra
Fepetra takiana amin’ny mpangatak’asa :
• Lehilahy malagasy fihaviana
• Tsy mbola nisazy na nigadra
• 23 taona hatramin’ny 35 taona
• Mirefy 1 metatra sy 65 raha kely indrindra (1m65)
• Fara-fahakeliny manana BEPC ary mahay teny frantsay (miteny, mihaino ary manoratra)
• Manana traikefa voaporofo amin’ny fiambenana
• Nianatra « HAY ADY » (Arts matiaux) ary tia sy manao fanatanjahantena
• Tia karokaroka sy mandinika ny manodidina
• Mahalala fomba sy mahay manaja olona
• Mahatanty miasa amin’ny alina
• Tsy tia ary tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara ary tsy manendry zava-maha-domelina
• Monina eto Antananarivo
Fomba andraisana ny Mpiasa : adina an-tsoratra sy ara-batana ary am-bava
Antontan-taratasy tsy maintsy alefa :
• Taratasy fangatahan’asa alefa amin-dRamatoa Directeur des Ressources Humaines
• CV manambara ny mombamomba ilay olona (Anarana, daty nahaterahana, manam-bady aman-janaka sa tsia, fianarana norantovina, ireo asa efa natao, fanatanjahantena, fialamboly sns…)
• Sary tapaka vaovao miisa efatra (04) ary asiana anarana tsirairay avy ao ambadika
• Acte de naissance (Kopia lava) latsaky ny telo volana
• Casier Judiciaire « Bulletin n° 3 » latsaky ny telo volana
• Taratasy fanamarinam-ponenana (Certificat de résidence) latsaky ny telo volana
• Certificat de travail tamin’ny asa rehetra teo aloha
• Laharan-tariby na finday hiantsoana maika
Ireo antonta-taratasy rehetra ireo dia alefa amin’ny adiresy mailaka na aterina ao amin’ny DRH ao amin’ny MADARAIL – Gare de Soarano, 1 Avenue de l’Indépendance, Antananarivo 101 fara-faha tarany ny ZOMA 29 APRILY 2011 AMIN’NY 04 ORA HARIVA ary asiana soratra toy izao amin’ny valopy :
Ramatoa Directeur des Ressources Humaines
« FANGATAHAN’ASA AGENT DE SECURITE / ANTANANARIVO »

Contact:
Pour avoir accès au contact, identifiez-vous ou inscrivez-vous